Ry Tanora, ry vehivavy
Manana faniriana hirotsaka ho @ ireo fifidianana rehetra manaraka va ianao ?
Mahaliana anao ve ny hadalinana ny momban’ny demokrasia sy ny serasera ary izay rehetra manodidina ny fifidianana ?
Ny « Coalition des radios » sy ny « fonds commun pour la société civile de Madagascar » dia miantso antsika rehetra voakasik’izany @ ireto faritra ireto : - Analamanga- Analanjorofo- Antsirabe- Fianarantsoa- Toliara
Mba handray anjara amin’ny fiofanana izay atao ny 02 sy ny 03 jiona 2017 ho avy zao.
Antsoy ary ny 034 19 202 25 ary angataho ao amin’ny mailaka: dim2017@gmail.com ny taratasy fandraisana anjara.

Translate this for me

    Other
    Full Link
    Short Link (X/Twitter)
    Video Preview in progress...