Ho antsika rehetra : Tanora sy Vehivavy

  • Teknisiana na mpanentana @ Radio
  • Mpikambana ao anaty fiarahamonim-pirenena
  • Na koa mieritreritra hilatsaka @ fifidianana manaraka
    Ny « Coalition des radios » sy ny « fonds commun pour la société civile à Madagascar » dia faly mampahafantatra antsika @ eto @ faritra:
  • Analamanga - Analanjorofo - Antsirabe - Fianarantsoa - Toliara
    fa hisy fiofanana mahakasika ny :
  • Demokrasia - ny « serasera » na « communication »
  • ny fifidianana
  • ary fiofanana ara-teknika ho an’ny mpiasan’ny radio ny 01-02-03 jiona 2017 ho avy zao ka miomàna ary !
    Antsoy ary ny 034 19 202 25 ary angataho ao amin’ny mailaka: dim2017@gmail.com ny taratasy fandraisana anjara.
    Ho safidiana aorian’ny tombana ireo olona voaray ka hisitraka ireo tantsoroka ireo koa faingàna ary fa ny valala tsy in-droa mandry eo am-bavahady.
    Na koa jereo ny pejy facebook « Coalition des radios ».
Translate this for me

    Other
    Full Link
    Short Link (X/Twitter)
    Video Preview in progress...