Manana olana samihafa eo amin'ny tokatrano ve ianao? Fantaro fa dia misy ny fotoana isan'andro hitondrana ambavaka ny tokatrano, ny ankohonana, eny na ny fianakaviana iray manontolo. Vonona ireo Pasitera hitondra ambavaka anao, hitondra anao eo anatrehan'Andriamanitra. JESOSY NO TSY MIOVA OMALY SY ANIO ARY MANDRAKIZAY, irin'Andriamanitra ny hiditra antsehatra eo amin'ny fiainanao.
Aza misalasala ary, ndao hiara-hivavaka aminay isan'andro eto amin'ny RADIO FMFOI 107.4MHz na amin'ny alalan'ny WEBRADIO na aiza na aiza misy anao eto ambonin'ny tany.

Translate this for me

    Other
    Full Link
    Short Link (X/Twitter)
    Download Video Preview for sharing