Hara-magedona : Fampianarana ny bokin’ny Apokalypsy amin’ny fomba Apostolika iarahana amin’ny Mpanompon’i JEHOVAH, Raiamandreny Apostoly Benjamina.
Ho fantarinao amin’izany : ireo karazana faminaniana voasoratra ao amin’ny baiboly manambara ny faran’izao tontolo izao, ireo karazana fitaka maro samihafa entin’ny satana amitahana ny olona ho amin’ny fandringanana ho avy, sy ny làlana nomanin’i JESOSY TOMPO ho an’ny olona rehetra handovany Fiainana Mandrakizay

Translate this for me

    Other
    Full Link
    Short Link (X/Twitter)
    Download Video Preview for sharing