Fandaharana manokana mikasika an'i Apostoly Benjamina

  • Ny niandohany amin'ny filazantsara
  • Iza moa i rahalahy Benjamina, avy aiza izy?
  • Nahoana izy no voantso ho Pasitera
  • Ary tamin'ny oviana izy no voahosotra ho Apostoly
    Ho renesinao ato anatin'ity fandaharana ity avokoa :
  • ireo fijoroana vavolombelona maro samihafa
  • ny asan'Andriamanitra nataony tamin'i Apostoly Benjamina
  • ireo vavaka, toriteny, fametrahan-tanana, fahagagana sy fanasitranana maro samihafa
Translate this for me

    Other
    Full Link
    Short Link (X/Twitter)
    Video Preview in progress...